Taratasin'i Zaman'i Jao
BücherAngebote / Angebote:
Zaman'i Jao
Voatery niala Madagasikara i Zaman'i Jao.
Lôso Mayotte, nañoriñy fiainaña vaovao.
Nitsaka andafore niöndraña koasakoasa.
Niengo hamelon-teña, nandeha nitady asa.
Tomendry añabo kakazo i Zaman'i Jao.
Tsy arakan'ny niminimineñy 'lay Dia natao.
Taratasy nalefany solonteña mikoraña.
Ampitaña hafatra amin-drô an-tanàña.
Balabala aliñ'andra narafitry an-tsöratra.
Indesiñy añanko fa tsy natao handrökatra.
Añy andra ndreky taoño, hifandimbiasan'ny fanjava.
Mbala ho avy i Zaman'i Jao, hody, hifañatri-tava...
Folgt in ca. 10 Arbeitstagen